Grika (vahoaka)
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Grika dia vahoaka indô-eorôpeanina izay nipetraka teo amin' ny toerana misy an' i Grisy ankehitriny ary ny tany ipetrahan' ny olom-pirenena grika na avy amin' ny foko grika, toa an' i Kipra (na Kiprosy), ary nosy hafa maromaro eo amin' ny manodidina ny Ranomasina Mainty, ny morontsiraka andrefan' i Anatôlia ary ireo Grika izay nifindra monina.
Ny fiteny tenenin' ny Grika ankehitriny dia ny fiteny grika vaovao, izay samihafa amin' ny fiteny grika taloha amin' ny endriny manana tsindrim-peo tokana eo amin' ny fiteny.
Mbola ambangovangony amin'ny resaka mponina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |