Hidrôksida
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny hidrôksida dia rio miiba manana raikipohy simika OH–. Ny mpanorina azy io ia atôma ôkzizenina ary hidirôzenina izay mifamatotra amin'ny alalan'ny fatotra kovalenta ary mitondra lanjam-boanaratra miiba.