Lakota (mponina)
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Lakota dia Teratany Ny Amerika avy aminy ratsam-ponina sioux.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
Miaina any Dakota Atsimo sy Dakota Antsinanana ny Lakota, misy ratsam-ponina fito ny lakota izy ireo dia : Brulés, Oglala, Sans Arc, Hunkpapa, Miniconjou, Siksika sy Two Kettles.