Mpilalao gitara
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny mpilalao gitara na mpitendry gitara dia olona manao mozika ka mandray anjara manokana amin'ny fitendrena gitara. Ny gitara dia zavamaneno ampiasaina amin'ny karaza-mozika toy ny mozikan'ny vanimpotoan'ny Fifohazan-tsaina, ny mozika barôka, ny mozika klasika, ny mozika jazy, ny mozika rôka, ny mozika flamenko.