La Réunion
From Wikipedia, the free encyclopedia
La Réunion dia nosy frantsay 700 km any atsinanan' i Madagasikara ary 170 km any atsimo-andrefan' i Maorisy, izay tany akaikiny indrindra. Ny renivohiny dia i Saint-Denis.