William Miller
From Wikipedia, the free encyclopedia
I William Miller dia mpitoriteny batista amerikana izay nitarika ny fihetsiketsehana protestantan'ny fifohazam-panahy iraisam-pinoana teo anelanelan'ny taona 1831 sy 1844, izay manambara ny fiverenan'i Jesosy Kristy amin'ny taona 1843-1844. Ny fampianarany dia nahazo ny anarana hoe milerisma na adventisma,
Taty aoriana dia niteraka fihetsiketsehanasy fikambanana adventista maro ny hafatr'i William Miller, indrindra ny Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito.