Antoko pôlitika malagasy
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny antoko pôlitika eto Madagasikara dia tsy nitsaha-nitombo isa hatramin' ny fanjanahantany ka hatramin' izao. Ankehtriny dia ahitana antoko pôlitika miisa telonjato mahery ny eto Madagasikara.