Banque Nationale de l'Industrie
banky malagasy / From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny BNI Madagascar dia banky miorina eto Madagasikara. Ny hoe BNI dia fanafohezana ny hoe Banque nationale de l'industrie na Banky Nasionalin' ny Indostria. Manana masoivoho 100 miparitaka manerana an' i Madagasikara ny BNI ary manana 23 % amin' ny tsenan' ny banky eto Madagasikara.