Ben' ny tanànan' Antananarivo
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny ben’ ny tanànan’ Antananarivo renivohitr' i Madagasikara hatramin' ny taona 1897 hatramin' ny 1956 dia mpiasam-panjakana frantsay mpanjana-tany. Nanomboka tamin' ny taona 1956 dia Malagasy, nofidin' ny filankevitra monisipaly na notendren' ny fanjakana hiasa vonjimaika, no nisahana izany.