Boloky
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny boloky dia vorona mifaraingo vava. Ankoatra ireo boloky misioka toy ny vorona rehetra, dia misy koa ireo vorona mahay mamerina ireo teny fandreny matetika.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
Ny boloky dia "perroquet" miloko mainty (coracopsis nigra) azo antsoina ihany koa hoe Perroquet Vasà.