Fiteny inuktitut
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny inuktitut, dia anisan'ny fiteny teratany ao Kanada. Io fiteny io dia voapirina ao amin'ny vondron'ny fitenyu inuit ; ny fiteny hafa ankohatry ny fiteny inuktitut anatin'io vondrona io dia ny fiteny inupiaq, izay tenenina any Alaska, ny fiteny inuktun - tenenina ao amin'ny faritra avaratra andrefan'i Kanada - ary ny fiteny kalaallisut tenenina ao Groenlanda;.