Gao (any Malỳ)From Wikipedia, the free encyclopedia I Gao dia tanàna sy kaominina ao Malỳ, renivohitry ny Faritr' i Gao, eo amoron' ny ony Niger. Tamin' ny taona 2012 hatramin' ny 25 Janoary 2013, dia izy no renivohitry ny faritra mpisara-bazan' i Azawad. Gao
I Gao dia tanàna sy kaominina ao Malỳ, renivohitry ny Faritr' i Gao, eo amoron' ny ony Niger. Tamin' ny taona 2012 hatramin' ny 25 Janoary 2013, dia izy no renivohitry ny faritra mpisara-bazan' i Azawad. Gao