Gard
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Gard dia anarana departemanta frantsay ao atsimon'i Frantsa. Ny fisiany dia any andrefan'ny vavaranon'i Rhône, izany hoe any andrefan'i Marseille. Ao amin'ny faritra Languedoc-Roussillon no misy ny departemantan'i Gard. Ny anarana iavian'ny anaran'ilay departemanta dia avy amin'ny renirano Gard (teny ôksitana manonona ny renirano Gardon.). Ny kaody omen'ny INSEE sy ny la Poste ny departemantan'i Gard dia 30.