Hominide
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny hominide dia izay biby (manana loha, vatana, tanana, tongotra, sns) mandeha amin'ny tongotra roa rehetra.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
Ny tena mampiavaka azy dia ny tsy ananany rambo eo amin'ny vatany.
Ny fikarohana farany momban'ny fisokajiana dia asehon'ny sary ka ny olombelona dia ao anatin'ny sokajy amin'ny ankavia indrindra.
- Homo sapiens
- Lehilaly Neanderthal