Illinois
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Illinois dia faritany mizaka tena iray eo amin'ny faritra afovoan'i Etazonia, manana fiantsoana hoe Midwest. Ny renivohiny dia Springfield. Io faritany mizaka tena amerikana io dia mizara sisintany amin'i Michigan, Wisconsin, Missouri, Kentucky ary Indiana.
Tokony jerena akaiky kokoa ny resaka tsipelin-teny anatin'ity takelaka ity Ilaina tsaraina ny teny diso tsipelina ary koa ireo fehezanteny izay mety ahitana hadisoan-drariteny. Mety ho moramora kokoa angamba ny asa fanitsiana tsipelina amin'ny alalan'ny fitaovana eto amin'ireto pejy ireto. |