Kernel
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny atao hoe kernel dia ny "voan'ny" mpandrindra milina. Ny kernel no mitantana ny loharanon-karenan'ny solosaina ary manafaka ny fifandraisan'ny fitaovana sy ny rindrankajy. Manome tontolo iainana avo lenta ho an'ny rindrankajy ny kernel amin'ny alalan'ny famaritana faritr'arika (ary amin'ny fandraràna ny famakiana na fanoratana faritr'arika tsy natokana ho an'ilay rindrankajy), ny fitantanana ny mpikajy, ary fifandraisana amin'ny asa hafa alefa eo amin'ilay mpandrindra milina.