Little Rock, Arkansas
From Wikipedia, the free encyclopedia
Little Rock dia renivohitra ny firenena ny Arkansas, ary izy no tanàna ngeza indrindra any Arkansas, miapita ny Little Rock ilay renirano Arkansas.
Little Rock, Arkansas
| |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 193 524 mpo. mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | Mark Stodola | ||
Firenena | Etazonia | ||
Faritany | Alaska | ||
Faritra | NC |
184.564 ny olona mipetraka any tamin'ny 2005, ra miampy ny tanàna ny North little rock, Sherwood sy Jacksonville, misy olona 660.000 no miaina any (2007), io izany ny tanàna be ny firenena.