New Delhi
From Wikipedia, the free encyclopedia
New Delhi ( Hindi devanagari : नई दिल्ली, Urdu : دہلی ou دلّی ) dia ny renivohitr'i India. Eo amin'ny faritan'ny Yamuna ny misy azy. Misy olona 322 000 tany araka ny census natao tamin'ny 2006. Izy ny anisan'ny kaominina indianina telo ny National Capital Territory Of Delhi (Faritan'ny Delhi). Misy eo amin'ny 17 tapitrisa eo ho eo ny olona miaina ao amin'ny faritany misy an'i New Delhi (Faritan'ny Delhi) tamin'ny taona 2008. anisan'ny tanàna tena be olona indrindra New Delhi eo arian'i Mombay
Mbola ambangovangony amin'ny resaka India ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
New Delhi | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 321 883 mponina | |
Tanànan-dehibe | 17 tapitrisa | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | India | |
Faritany | Faritan'ny Delhi | |
Faritra | NC |