Omar ibn al-Khattâb
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Omar ibn al-Khattâb izay antsoina fotsiny hoe Omar na Umar dia kalifa faharoan' ny silamo, mpandimby ny mpaminany Mohamady, teo anelanelan' ny taona 634 sy 644. Teraka tamin’ ny taona 585 izy ary maty tamin’ ny Nôvambra 644. Ho an' ny ankamaroan' ny Mozilmana Sonita, i Omar dia iray amin' ny "kalifa voatarika marina" (arabo: الخلفاء الراشدون / al-Khulafāʾ al-Rāshidūn) efatra, miaraka amin' i Abu Bakr sy i Othman ary i Ali.
Omar ibn al-Khattâb | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Omar ibn al-Khattâb | ||
Teraka | Taona 585 | ||
Maty | 3 Nôvambra 644 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||