RanoFrom Wikipedia, the free encyclopedia Ny rano dia akora iankinan'ny aina eto an-tany. Amin'ny mari-pana sy ny tsindry mahazatra dia miendrika zaka mitsiranoka izy. Fa hita amin'ny endrika mientona sy mivaingana koa izy eo amin'ny tontolo voajanahary. Rano
Ny rano dia akora iankinan'ny aina eto an-tany. Amin'ny mari-pana sy ny tsindry mahazatra dia miendrika zaka mitsiranoka izy. Fa hita amin'ny endrika mientona sy mivaingana koa izy eo amin'ny tontolo voajanahary. Rano