Sorona masina
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny sorona masina na lamesa dia fotoam-pivavahana kristiana izay anatanterahan' ny pretra ny fankalazana ny soron' ny eokaristia izay famerenana indray ny sorom-panavotana nataon' i Jesoa Kristy. Io no vovonana fara tampon' ny litorjia kristiana, indrindra ao amin' ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa.