Wikipedia
From Wikipedia, the free encyclopedia
Wikipedia (avy amin'ny teny hawaiianina: wiki; ) dia tranonkala iraisam-pirenena Web azo ampiasaina maimaimpoana. Wiki izany no foibe mitahiry ny pejy rehetra, ary ny sehatra (website) Wikipedia no toerana fijerena sy fanovana ny pejy rehetra. Ny teny hoe Wikipedia dia fitambaran'ny teny roa wiki sy pedia (fanafohezana ny hoe encyclopedia). Ny Wikipedia dia nosoratan'olona te-hanampy nefa tsy terena na karamaina.
Faits en bref URL, Dokam-barotra ve? ...
URL | http://www.wikipedia.org/ |
---|---|
Dokam-barotra ve? | No. |
Mahatompony | {{{mahatompony}}} |
Karazana tranokala | Online encyclopedia |
Fisoratana | {{{soratana}}} |
Tompony | Wikimedia Foundation |
Noforonon'ny | Jimmy Wales sy Larry Sanger |
Fermer