Bob Marley
From Wikipedia, the free encyclopedia
Bob Marley dia mpihira, mpamoron-kira ary mpitendry gitara jamaikana teraka tamin' ny 6 Febroary 1945 ary maty tamin' ny 11 Mey 1981 tao Miami. Ny mozika Reggae no tena mampalaza azy mandraka ankehitriny.
Bob Marley | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Bob Marley | ||
Teraka | 6 Febroary 1945 | ||
Maty | 11 Mey 1981 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Jamaika | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||